maso solon’ny maso, nify solon’ny nify, tanana solon’ny tanana, tongotra solon’ny tongotra,
Eksodosy 21:25 - DIEM PROTESTANTA may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, mangana solon’ny mangana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, fery solon’ny fery. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, mangana solon’ny mangana. Baiboly Katolika efain-dotra ny voadotra, efain-dratra ny ratra, efai-mangana ny mangana.» Baiboly Protestanta Malagasy may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, mivatra solon’ny mivatra. Malagasy Bible may solon'ny may, ratra solon'ny ratra, mivatra solon'ny mivatra. La Bible en Malgache may solon’ny may, ratra solon’ny ratra, fery solon’ny fery. |
maso solon’ny maso, nify solon’ny nify, tanana solon’ny tanana, tongotra solon’ny tongotra,
«Raha misy olona mikapoka ny mpanompolahiny na ny mpanompovaviny ka mahapotsitra ny masony, dia hanome fahafahana ho an’ilay mpanompony izy ho onitry ny masony.
Tsy hangorahanareo akory ilay mpanendrikendrika; fa aina no hataonareo solon’ny aina, maso no solon’ny maso, nify no solon’ny nify, tanana no solon’ny tanana, tongotra no solon’ny tongotra.