Raha sazîna handoa vidin’aina izy, dia tsy maintsy handoa izay vola rehetra ho fanavotana ny ainy.
Eksodosy 21:22 - DIEM PROTESTANTA «Mety misy olona miady ka mahadona vehivavy bevohòka ary mahatonga azy ho teraka zaza tsy tonga volana; raha tsy misy fahavoazana loatra ilay vehivavy, dia haloan’ilay meloka ny onitra izay takîn’ny tompom-bady araka ny fanelanelanana nataon’ny mpitsara. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha misy olona miady ka mandratra vehivavy manana anaka ka teraka tsy tonga volana ny zanany, kanefa tsy misy maninona, dia hosazina tokoa ilay olona araka izay hanaovan’ny vadin-dRavehivavy azy; handoa araka izay didy havoakan’ny mpitsara izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Mety misy olona miady ka mahadona vehivavy bevohòka ary mahatonga azy ho teraka zaza tsy tonga volana; raha tsy misy fahavoazana loatra ilay vehivavy, dia haloan’ilay meloka ny onitra izay takîn’ny tompom-bady araka ny fanelanelanana nataon’ny mpitsara. Baiboly Katolika «Raha misy olona miady ary mandona vehivavy bevohoka, ka teraka azon’izany ravehivavy nefa tsy maninon-tsy maninona izy, dia izay onitra ilain’ny vadiny sy didian’ny mpitsara haloa ihany no ho sazin’ilay diso. Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha misy olona mifanditra ka mandratra vehivavy manan-anaka, ka teraka tsy tonga volana ny zanany, kanefa tsy misy maninona, dia hosazina tokoa ilay olona araka izay hanaovan’ny vadin-dravehivavy azy; ary handoa araka izay handidian’ny mpitsara izy. Malagasy Bible Ary raha misy olona mifanditra ka mandratra vehivavy manan'anaka, ka teraka tsy tonga volana ny zanany, kanefa tsy misy maninona, dia hosazina tokoa ilay olona araka izay hanaovan'ny vadin-dravehivavy azy; ary handoa araka izay handidian'ny mpitsara izy. La Bible en Malgache Raha misy olona miady ka mandratra vehivavy manana anaka ka teraka tsy tonga volana ny zanany, kanefa tsy misy maninona, dia hosazina tokoa ilay olona araka izay hanaovan’ny vadin-dRavehivavy azy; handoa araka izay didy havoakan’ny mpitsara izy. |
Raha sazîna handoa vidin’aina izy, dia tsy maintsy handoa izay vola rehetra ho fanavotana ny ainy.
Mifidiana mpitsara sy mpifehy ao an-tanàna rehetra izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo araka ny fokonareo avy; ary dia ho ara-drariny no aoka hitsaran’ireo ny vahoaka.