Fa raha mbola nipetraka tamin’izany faritany izany i Jakôba, dia lasa i Reobena nandry tamin’i Bilehà vadikelin-drainy. Nahare izany i Jakôba ka nisafoaka. Fa nisy roa ambin’ny folo ny zanakalahin’i Jakôba;
Eksodosy 2:1 - DIEM PROTESTANTA Nisy lehilahy iray, anisan’ny fokon’i Levỳ, nandeha naka vady tao amin’ny mpiray foko aminy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nisy lehilahy iray avy amin’ny ankohonan’i Levy lasa naka vady tamin’ny zanakavavin’i Levy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nisy lehilahy iray, anisan’ny fokon’i Levỳ, nandeha naka vady tao amin’ny mpiray foko aminy. Baiboly Katolika Nisy lehilahy anankiray, fokon’i Levỳ, lasa naka ho vadiny ny zanaka vavin’i Levỳ anankiray. Baiboly Protestanta Malagasy ARY nisy lehilahy anankiray avy amin’ny mpianakavin’i Levy lasa naka vady tamin’ny zanakavavin’i Levy. Malagasy Bible Ary nisy lehilahy anankiray avy amin'ny mpianakavin'i Levy lasa naka vady tamin'ny zanakavavin'i Levy. La Bible en Malgache Nisy lehilahy iray avy amin’ny ankohonan’i Levy lasa naka vady tamin’ny zanakavavin’i Levy. |
Fa raha mbola nipetraka tamin’izany faritany izany i Jakôba, dia lasa i Reobena nandry tamin’i Bilehà vadikelin-drainy. Nahare izany i Jakôba ka nisafoaka. Fa nisy roa ambin’ny folo ny zanakalahin’i Jakôba;
Kanefa i Hadada, izay mbola tovolahy kely tamin’izay, dia afaka nandositra tany Ejipta niaraka tamin’ny Edômita sasany tandapan-drainy;
izay nanambady an’i Jôkebeda zanakavavy naterak’i Levỳ tany Ejipta. Io Jôkebeda io no nanome zanaka telo an’i Hamrama dia i Aharôna sy i Mosesy mirahalahy ary i Miriama anabaviny.