Eksodosy 18:18 - DIEM PROTESTANTA Samy ho reraka mihitsy na ianao na ireto olona tonga atỳ aminao. Mavesatra loatra aminao izao andraikitra izao ka tsy ho vitanao samirery! Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Samy ho reraka mihitsy, na ianao na ireo olona miaraka aminao ireo; mavesatra aminao loatra izao zavatra izao ka tsy ho zakanao irery ny hanao izao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Samy ho reraka mihitsy na ianao na ireto olona tonga atỳ aminao. Mavesatra loatra aminao izao andraikitra izao ka tsy ho vitanao samirery! Baiboly Katolika Handreraka anao sy ny vahoaka izay eto aminao mihitsy izao, satria asa tsy eran’ny ainao izao, ka tsy vitanao samy irery. Baiboly Protestanta Malagasy Samy ho reraka mihitsy, na hianao na izao olona miaraka aminao izao; fa mavesatra aminao loatra izao zavatra izao, ka tsy ho zakanao irery ny hanao izao. Malagasy Bible Samy ho reraka mihitsy, na ianao na izao olona miaraka aminao izao; fa mavesatra aminao loatra izao zavatra izao, ka tsy ho zakanao irery ny hanao izao. La Bible en Malgache Samy ho reraka mihitsy, na ianao na ireo olona miaraka aminao ireo; mavesatra aminao loatra izao zavatra izao ka tsy ho zakanao irery ny hanao izao. |
Raha ny amiko, dia sitrako mihitsy ny handany manontolo ny fananako sy ny aiko hamonjena anareo. Koa raha manao lanja miakatra ny fitiavako anareo, dia hanao lanja midina ve ny fitiavanareo ahy?
fa ny asan’i Kristy no saika nahafaty azy: nanao vy very ny ainy izy hanatanteraka izay tsy azonareo natao, dia ny fitondrana ilay fanampianareo hatratỳ amiko.