Eksodosy 14:1 - DIEM PROTESTANTA Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO manao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO manao hoe: Baiboly Katolika Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: |
Tsy nitsahatra mialoha azy ireo ny andry rahona tamin’ny antoandro, na ny andry afo tamin’ny alina.
–Ilazao ny Israelita mba hiverina hitoby ao akaikin’i Pi-Hahirôta eo anelanelan’i Migdôla sy ny ranomasina. Ao no hanorenanareo toby, mifanatrika amin’i Bahala-Tsefôna, eo akaikin’ny ranomasina.
niala teo Etama, dia niverina tao Py-Hahirôta tandrifin’i Bahala-Tsefôna ka nitoby teo akaikin’i Migdôla;
Ary nony navoakako avy tany Ejipta ny razanareo, dia tonga teo amin’ny Ranomasin’ny Volotara; nefa ny Ejiptianina nanenjika azy hatreo an-kalesy sy an-tsoavaly.