Niala avy tao an-tanàna Rahamsesa ny Israelita ka nizotra ho any Sokôta; lehilahy mahery misy andiany eninjato eo ho eo no isany, afa-tsy ny zaza amam-behivavy sy ny antitra.
Eksodosy 13:20 - DIEM PROTESTANTA Niala tao Sokôta ny Israelita, ka mandeha mitohy tao Etama, any an-tsisin’ny taniefitra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nifindra niala tao Sokota izy ka nitoby tao Etama teo an-tsisin’ny tany efitra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niala tao Sokôta ny Israelita, ka mandeha mitohy tao Etama, any an-tsisin’ny taniefitra. Baiboly Katolika Niala tao Sokôta izy ireo dia nitoby tao Etama, an-tsisin’ny efitra. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nifindra niala tao Sokota izy ka nitoby tao Etama teo an-tsisin’ny efitra. Malagasy Bible Dia nifindra niala tao Sokota izy ka nitoby tao Etama teo an-tsisin'ny efitra. La Bible en Malgache Dia nifindra niala tao Sokota izy ka nitoby tao Etama teo an-tsisin’ny tany efitra. |
Niala avy tao an-tanàna Rahamsesa ny Israelita ka nizotra ho any Sokôta; lehilahy mahery misy andiany eninjato eo ho eo no isany, afa-tsy ny zaza amam-behivavy sy ny antitra.