Namparin’Andriamanitra ny fahatezerany, ka tsy narovany tamin’ny fahafatesana ireo fa natolony velona ho azon’ny areti-mandringana;
Eksodosy 12:30 - DIEM PROTESTANTA Tamin’io alina io dia nifoha ny Farao sy ny tandapany ary ny Ejiptianina rehetra fa nisy fidradradradrana mafy nanerana an’i Ejipta, satria ny trano rehetra dia nisy maty avokoa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary raha mbola alina dia nifoha i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny Ejiptiana rehetra, fa nisy fidradradradrana mafy tany Ejipta satria tsy nisy trano izay tsy nahafatesana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’io alina io dia nifoha ny Farao sy ny tandapany ary ny Ejiptianina rehetra fa nisy fidradradradrana mafy nanerana an’i Ejipta, satria ny trano rehetra dia nisy maty avokoa. Baiboly Katolika Nifoha iny alina iny ihany i Faraôna sy ny mpanompony mbamin’ny Ejiptianina rehetra, ka fidradradradràna lozan-tany no re eran’i Ejipta, fa tsy nisy trano tsy nisy maty. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nifoha raha mbola alina Farao, dia izy sy ny mpanompony rehetra ary ny Egyptiana rehetra, fa nisy fidradradradrana mafy tany Egypta, satria tsy nisy trano izay tsy nahafatesana. Malagasy Bible Ary nifoha raha mbola alina Farao, dia izy sy ny mpanompony rehetra ary ny Egyptiana rehetra, fa nisy fidradradradrana mafy tany Egypta, satria tsy nisy trano izay tsy nahafatesana. La Bible en Malgache Ary raha mbola alina dia nifoha i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny Ejiptiana rehetra, fa nisy fidradradradrana mafy tany Ejipta satria tsy nisy trano izay tsy nahafatesana. |
Namparin’Andriamanitra ny fahatezerany, ka tsy narovany tamin’ny fahafatesana ireo fa natolony velona ho azon’ny areti-mandringana;
Namaly azy tamin’ny rabiraby kosa ny Farao hoe: –Aoka homba anareo anie ny TOMPO, raha izaho no handefa anareo sy ny fianakavianareo! Jereo fa mitady hanao ratsy ianareo.
Hanako eran’i Ejipta ny fidradradradrana lehibe izay tsy mbola nisy toa azy, sady tsy hisy ho toa azy intsony.
Izay manampin-tsofina amin’ny fitarainan’ny mahantra dia tsy hisy hihaino rehefa mba mitaraina koa.
Any amin’ny tanimboaloboka rehetra dia hisy tomanim-pisaonana, satria handalo ao aminareo Aho. Izaho TOMPO no miteny.»
Areti-mandringana no alefany mialoha Azy, ary tazomahery no mipoitra manaraka ny diany.
Nony mamatonalina, dia nisy niantso mafy hoe: «Intỳ tamy ny mpampakatra! Mandehana ianareo mitsena azy!»
satria fitsarana tsy misy indrafo no hataon’Andriamanitra amin’izay tsy namindra fo; ny famindrampo kosa afa-mirehareha tsy matahotra ny fitsarana.