Finoana no nandaozan’i Mosesy an’i Ejipta ka tsy natahorany izay hatezeran’ny mpanjaka; fa naharitra tamin’ny fanapahan-keviny izy, toy ny nahita maso an’ilay Andriamanitra tsy hita.
Eksodosy 10:29 - DIEM PROTESTANTA Dia novalian’i Mosesy hoe: –Eny àry! Araka ny efa voalazanao, dia tsy hiseho eto anatrehanao intsony aho. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Namaly koa i Mosesy hoe: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia novalian’i Mosesy hoe: –Eny àry! Araka ny efa voalazanao, dia tsy hiseho eto anatrehanao intsony aho. Baiboly Katolika «Voalazanao, hoy i Môizy, tsy hitranga atỳ anatrehanao intsony tokoa aho.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Mosesy: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho. Malagasy Bible Ary hoy Mosesy: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho. La Bible en Malgache Namaly koa i Mosesy hoe: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho. |
Finoana no nandaozan’i Mosesy an’i Ejipta ka tsy natahorany izay hatezeran’ny mpanjaka; fa naharitra tamin’ny fanapahan-keviny izy, toy ny nahita maso an’ilay Andriamanitra tsy hita.