Daniela 8:22 - DIEM PROTESTANTA
Rehefa tapaka ilay tandroka, dia nisy efatra naniry nandimby azy, izany hoe hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin’io fanjakana tokana io saingy tsy hanan-kery toa azy.
Jereo ny toko
Ny amin’ilay tapaka kosa ka nisy efatra nitsangana nandimby azy, ary hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin’ny Jentilisa, nefa tsy mitovy hery aminy.
Jereo ny toko
Rehefa tapaka ilay tandroka, dia nisy efatra naniry nandimby azy, izany hoe hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin’io fanjakana tokana io saingy tsy hanan-kery toa azy.
Jereo ny toko
Ary ny amin’ilay efa tapaka, ka nisy efatra nitsangana nandimby azy, dia hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin’ny jentilisa, nefa tsy mitovy hery aminy.
Jereo ny toko
Ary ny amin'ilay efa tapaka, ka nisy efatra nitsangana nandimby azy, dia hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin'ny jentilisa, nefa tsy mitovy hery aminy.
Jereo ny toko
Ny amin’ilay tapaka kosa ka nisy efatra nitsangana nandimby azy, ary hisy fanjakana efatra hitsangana avy amin’ny Jentilisa*, nefa tsy mitovy hery aminy.
Jereo ny toko