Hiaraka aminao ny miaramilan’i Persia sy i Etiôpia ary i Poto, samy mirongo ampinga sy fiarovan-doha avokoa;
Daniela 8:20 - DIEM PROTESTANTA Ny ondrilahy izay hitanao nanana tandroka roa dia manondro ny fanjakana medianina sy persianina. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ilay ondrilahy hitanao nanana tandroka roa dia ny mpanjakan’i Media sy i Persia. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny ondrilahy izay hitanao nanana tandroka roa dia manondro ny fanjakana medianina sy persianina. Baiboly Protestanta Malagasy Ilay ondrilahy hitanao nanana tandroka roa dia ny mpanjakan’i Media sy Persia. Malagasy Bible Ilay ondrilahy hitanao nanana tandroka roa dia ny mpanjakan'i Media sy Persia. La Bible en Malgache Ilay ondrilahy hitanao nanana tandroka roa dia ny mpanjakan’i Media sy i Persia. |
Hiaraka aminao ny miaramilan’i Persia sy i Etiôpia ary i Poto, samy mirongo ampinga sy fiarovan-doha avokoa;
Hisy fanjakana malemy kokoa noho ny anao, hitsangana aorianao; avy eo dia hisy fanjakana fahatelo izay ambaran’ny halimo ka hitatra amin’ny tany manontolo.
Ny osilahy lava volo dia manondro ny fanjakana grika; ary ilay tandroka lehibe teo anelanelan’ny masony dia ny mpanjaka voalohany.
Dia nampifantoka ny masoko hijery aho ka indro nisy ondrilahy iray nitsangana teo amoron’ilay renirano sady nanana tandroka roa. Lava ireo tandroka ireo, nefa ilay nitsimoka taoriana no lava kokoa noho ny anankiray.