Daniela 6:9 - DIEM PROTESTANTA
Ankehitriny, ry mpanjaka ô, avoahy ny didy ka asio sonia mba tsy ho azo ovana, araka ny lalànan’ny Medianina sy ny Persianina izay tsy azo foanana.»
Jereo ny toko
Ankehitriny, ry mpanjaka ô, ataovy mafy ny lalàna ka asio sonia mba tsy hiova, araka ny lalànan’ny Mediana sy ny Persiana izay tsy azo ovana.
Jereo ny toko
Ankehitriny, ry mpanjaka ô, avoahy ny didy ka asio sonia mba tsy ho azo ovana, araka ny lalànan’ny Medianina sy ny Persianina izay tsy azo foanana.»
Jereo ny toko
Ankehitriny, ry mpanjaka ô, ataovy mafy ny lalàna. ka asio sonia mba tsy hiova, araka ny lalàn’ny Mediana sy ny Persiana izay tsy azo ovana.
Jereo ny toko
Ankehitriny, ry mpanjaka ô, ataovy mafy ny lalàna, ka asio sonia mba tsy hiova, araka ny lalàn'ny Mediana sy ny Persiana izay tsy azo ovana.
Jereo ny toko
Ankehitriny, ry mpanjaka ô, ataovy mafy ny lalàna ka asio sonia mba tsy hiova, araka ny lalànan’ny Mediana sy ny Persiana izay tsy azo ovana.
Jereo ny toko