Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Isaia 2:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Atsaharo ny fitokiana amin’olombelona fa fofonaina miserana ihany izy ka tsy misy lanjany akory!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Mitsahara fa aza mitoky amin’ny olombelona, fofonaina ihany no eo am-bavorony, koa zinona moa izy?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Atsaharo ny fitokiana amin’olombelona fa fofonaina miserana ihany izy ka tsy misy lanjany akory!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Koa atsaharo ny fitoky amin’olombelona, izay tsy misy afa-tsy fofon’aina kely foana eo am-bavorony; ka hatao inona izy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Mitsahara, fa aza mitoky amin’ny olona; Fa fofonaina foana no eo am-bavorony, Ka hatao zinona izy?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Mitsahara, fa aza mitoky amin'ny olona; Fa fofonaina foana no eo am-bavorony, Ka hatao zinona izy?

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 2:22
14 Rohy Ifampitohizana  

Ary vovoka avy amin’ny tany no nalain’ny TOMPO Andriamanitra, ka nanamboarany olombelona anankiray. Nitsofany fofonaina mahavelona tao am-bavorony, dia tonga manana aina raolombelona.


Maty avokoa izay rehetra nanam-pofonaina tamin’ny vavorona teny an-tanety.


raha mbola misy koa aina kely ato amiko ary eo am-bavoroko ny fofonain’Andriamanitra,


Aza mba mitoky amin’ny mpanapaka, dia izay olombelona tsy afa-mamonjy:


–Matokia Azy lalandava, ry vahoakany, atosahy eo anoloany ny fiahianareo fa Izy Andriamanitra no fialofantsika. Fiatoana


Raha jereko ny lanitra asan-tananao sy ny volana aman-kintana napetrakao eny,


Eo anatrehan’ny TOMPO, indreo ny firenena fa toy ny rano indray mitete avy amin’ny siny, na toy ny fasika madinika iray eo ambony mizana; ary indreo ny mponina any amin’ny nosy fa ingaina toy ny vovotany maivan-kely.


Toy ny tsinontsinona ny firenen-drehetra eo anatrehan’ny TOMPO; toy ny tsy misy sady zava-poana ireny aminy.


Izaho, eny, Izaho ihany no mampahery anao, hoy ny TOMPO. Ka inona no atahoranao ny olona mety maty, dia ny zanak’olombelona izay mihelina toy ny ahitra?


Izao no lazain’ny TOMPO: –Voaozona izay mitoky amin’olombelona sy miantehitra amin’ny nofo ho heriny ka mampiala ny fony amiko.


Ankehitriny dia ny mpirehaka no tokony hataonay hoe sambatra ary ny olon-dratsy no tokony hataonay hoe ambinina. Eny, fa na dia maka fanahy an’Andriamanitra aza ireo, dia afaka hatrany!› »


Tsy fantatrareo izay hanjo ny ainareo rahampitso! Toy ny etona kely miserana vetivety ianareo, avy eo dia manjavona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra