Nefa moa ho velona indray va ny olona maty? Raha izany dia ho niandry isan’andro aho mandritra ny fotoana manontolo fanompoako, mandra-pahatonga ny famotsorana ahy.
Daniela 5:26 - DIEM PROTESTANTA Izao no hevitry ny teny: MENE: Voaisa, voaisan’Andriamanitra ny nanjakanao ka taperiny amin’izao; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izao no hevitry ny teny MENE: Voaisa: Voaisan’Andriamanitra ny nanjakanao ka taperiny amin’izao; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izao no hevitry ny teny: MENE: Voaisa, voaisan’Andriamanitra ny nanjakanao ka taperiny amin’izao; Baiboly Protestanta Malagasy Izao no hevitry ny teny: mene, voaisan’Andriamanitra ny nanjakanao ka taperiny amin’izao; Malagasy Bible Izao no hevitry ny teny: Mene, voaisan'Andriamanitra ny nanjakanao ka taperiny amin'izao; La Bible en Malgache Izao no hevitry ny teny MENE: Voaisa: Voaisan’Andriamanitra ny nanjakanao ka taperiny amin’izao; |
Nefa moa ho velona indray va ny olona maty? Raha izany dia ho niandry isan’andro aho mandritra ny fotoana manontolo fanompoako, mandra-pahatonga ny famotsorana ahy.
Hoy ny TOMPO hoe: «Indro hampirisihiko hamely azy ny Medianina izay tsy tia volafotsy sady tsy mankamamy volamena.
Hanompo azy sy ny zanany mbamin’ny zafikeliny ny firenena rehetra ambara-pahatongan’ny andro hanompoan’ny taniny kosa an’ireo firenena matanjaka kokoa sy mpanjaka lehibe kokoa.
izaho Daniela dia nandinika tao amin’ireo boky masina ny hevitr’izay efa nambaran’ny Tompo tamin’i Jeremià mpaminany, dia momba ny fitopolo taona haharetan’ny faharavàn’i Jerosalema.
Izany no ambaran’ny Tompo, Izay efa nampahafantatra izany zavatra izany hatramin’ny fahagolan-tany.»