Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Daniela 5:24 - DIEM PROTESTANTA

Noho izany dia Andriamanitra no niavian’ny rantsan-tanana izay nanoratra io soratra io.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Noho izany dia Izy no niavian’ilay rantsantanana nanoratra ireo teny ireo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Noho izany dia Andriamanitra no niavian’ny rantsan-tanana izay nanoratra io soratra io.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary noho izany dia Izy no nihavian’ilay rantsan-tànana, ka voasoratra ireo teny ireo.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary noho izany dia Izy no nihavian'ilay rantsan-tanana, ka voasoratra ireo teny ireo.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Noho izany dia Izy no niavian’ilay rantsantanana nanoratra ireo teny ireo.

Jereo ny toko



Daniela 5:24
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary izao no teny voasoratra: MENE MENE TEKELA sy PARSINA.


Tamin’izay fotoana izay dia nisy rantsan-tanan’olona niseho teo akaikin’ny fitoeran-jiro, ka nanoratra teo amin’ny lalotra sokay tamin’ny rindrin’ny lapan’ny mpanjaka. Raha nahita ny rantsan-tanana nanoratra ny mpanjaka,