dia vetivety ny fireharehan’ny olon-dratsy ary mihelina ihany ny fifalian’ny tsy mpivavaka.
Daniela 4:33 - DIEM PROTESTANTA Tamin’izay fotoana izay dia nody tamiko tokoa ny saiko; ary mba ho voninahitry ny fanjakako, dia naverina tamiko ihany koa ny fiandrianako amam-pamirapiratako. Nitady ahy ireo mpanolotsaiko sy ireo olo-manan-kajako; ary naverina teo amin’ny fahefàm-panjakako aho, ka haja mihoa-pampana no natolotra ahy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’izay dia nody tamiko ny saiko ary nody tamiko koa ny lazako sy ny fahalehibiazako ho voninahitry ny fanjakako. Ny mpanolotsaina sy ny olo-manankaja eto amiko dia nitady ahy, koa nampitoerina teo amin’ny fanjakako aho, ary vao mainka niampy ny fahalehibiazako. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’izay fotoana izay dia nody tamiko tokoa ny saiko; ary mba ho voninahitry ny fanjakako, dia naverina tamiko ihany koa ny fiandrianako amam-pamirapiratako. Nitady ahy ireo mpanolotsaiko sy ireo olo-manan-kajako; ary naverina teo amin’ny fahefàm-panjakako aho, ka haja mihoa-pampana no natolotra ahy. Baiboly Protestanta Malagasy Tamin’izay dia nody tamiko ny saiko, ary nody tamiko koa ny fahalehibiazako sy ny voninahitro ho tabihan’ny fanjakako, ary ny mpanolotsaiko sy ny andriandahiko nikatsaka ahy, ka nampitoerina teo amin’ny fanjakako aho, sady nanampy ho ahy ny fahalehibiazana malaza. Malagasy Bible Tamin'izay dia nody tamiko ny saiko, ary nody tamiko koa ny fahalehibiazako sy ny voninahitro ho tabihan'ny fanjakako, ary ny mpanolotsaiko sy ny andriandahiko nikatsaka ahy, ka nampitoerina teo amin'ny fanjakako aho, sady nanampy ho ahy ny fahalehibiazana malaza. La Bible en Malgache Tamin’izay dia nody tamiko ny saiko ary nody tamiko koa ny lazako sy ny fahalehibiazako ho voninahitry ny fanjakako. Ny mpanolotsaina sy ny olo-manankaja eto amiko dia nitady ahy, koa nampitoerina teo amin’ny fanjakako aho, ary vao mainka niampy ny fahalehibiazako. |
dia vetivety ny fireharehan’ny olon-dratsy ary mihelina ihany ny fifalian’ny tsy mpivavaka.
Lasa potipotika ilay manda toy ny vilanin’ny mpanefy tanimanga, izay voadona ka montsamontsana: tsy hahitana intsony na dia silany iray mba hangalana vainafo ao am-patana na hanovozan-drano ao an-kamory.»
Ny mponina rehetra etỳ an-tany dia tsinontsinona ihany eo anoloany; araka izay sitrapony no ataony amin’ny anjely any an-danitra sy amin’ny mponina etỳ an-tany; tsy misy afaka manohitra ny fahefàny na manome tsiny azy amin’izay ataony.
Noroahina hiala teo amin’ny olombelona izy, nanam-pironana tahaka ny an’ny biby, niara-nonina tamin’ny borikidia ary nihinana ahitra toy ny omby; sady kotsan’ny ando ny tenany, ambara-piekeny fa Andriamanitra Avo Indrindra no manapaka amin’ny fanjakan’ny olombelona ary manendry izay tiany hanjaka aminy.
Tamin’izay fotoana izay dia nisy rantsan-tanan’olona niseho teo akaikin’ny fitoeran-jiro, ka nanoratra teo amin’ny lalotra sokay tamin’ny rindrin’ny lapan’ny mpanjaka. Raha nahita ny rantsan-tanana nanoratra ny mpanjaka,
Satria fantatrareo tsara fa ny andron’ny Tompo dia ho avy tampoka, toy ny iavian’ny mpangalatra amin’ny alina.