Avy eo dia hojerenao ny endrikay sy ny an’ireo zatovo izay mihinana ny hanina fihinan’ny mpanjaka, ka araka izay ho hitanao no hataonao aminay.
Daniela 1:14 - DIEM PROTESTANTA Dia nekeny izany soso-kevitra izany, ka notsapainy nandritra ny folo andro izy efa-dahy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanaiky izany tolo-kevitra izany izy ka nanara-maso azy ireo nandritra ny hafoloana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nekeny izany soso-kevitra izany, ka notsapainy nandritra ny folo andro izy efa-dahy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nanaiky izany teny izany izy ka nizaha toetra azy hafoloana. Malagasy Bible Ary nanaiky izany teny izany izy ka nizaha toetra azy hafoloana. La Bible en Malgache Nanaiky izany tolo-kevitra izany izy ka nanara-maso azy ireo nandritra ny hafoloana. |
Avy eo dia hojerenao ny endrikay sy ny an’ireo zatovo izay mihinana ny hanina fihinan’ny mpanjaka, ka araka izay ho hitanao no hataonao aminay.
Ary nony tapitra ny folo andro, dia hita fa tsara endrika sy natavy kokoa izy noho ny zatovo rehetra izay nihinana ny hanina fihinan’ny mpanjaka.
Aza matahotra na inona na inona amin’izay fijaliana efa hanjo anao; indro ny devoly efa hanao am-ponja ny sasany aminareo, mba ho voazaha toetra ianareo ary hiaritra fahoriana mandritra ny folo andro. Aoka ho mahatoky ambara-pahafaty ianao, dia ny fiainana no homeko anao ho satroboninahitra.