Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Petera 2:22 - DIEM PROTESTANTA

Efa mihatra aminy tokoa ilay ohabolana marina hoe: «Ny alika no miverina amin’ny loany», ary ny hoe «Ny kisoavavy voasasa no mihosim-potaka indray».

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: «Ny amboa no miverina indray amin’ny loany» (Oha 26.11), ary: Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Efa mihatra aminy tokoa ilay ohabolana marina hoe: «Ny alika no miverina amin’ny loany», ary ny hoe «Ny kisoavavy voasasa no mihosim-potaka indray».

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Tanteraka amin’ireny ilay ohabolana marina hoe: Ny alika miverina amin’ny loany, ary ny kisoa voasasa, mihosim-potaka indray.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: ,,Ny amboa miverina indray amin’ny loany’’ (Oha. 26.11), ary: Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: "Ny amboa miverina indray amin'ny loany" (Oha. 26. 11), ary: "Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray."

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: «Ny amboa no miverina indray amin’ny loany» (Oha 26.11), ary: Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray.

Jereo ny toko



2Petera 2:22
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny alika miverina amin’ny loany ary ny adala miverina amin’ny hadalàny.


«Raha tàhiny mipoitra eo amin’ny trano indray ny pentina bobongolo, tatỳ aorian’ny nanesorana ireo vato ireo sy nikikisana ny rindrina ary nandalorana azy indray,


Izany fanoharana izany dia nolazain’i Jesoa tamin’ireo Jiosy, kanefa tsy azon-dry zareo ny zavatra noresahiny taminy.