2Petera 1:9 - DIEM PROTESTANTA
Fa izay tsy manana ireo toetra ireo kosa dia tsy mahajery lavitra ka naman’ny jamba, sady manadino ny nanadiovana azy tamin’ny fahotany fahiny.
Jereo ny toko
Fa izay tsy manana izany zavatra izany kosa dia jamba; tsy mahajery lavitra izy sady nanadino ny nanadiovana azy tamin’ny fahotany fahiny.
Jereo ny toko
Fa izay tsy manana ireo toetra ireo kosa dia tsy mahajery lavitra ka naman’ny jamba, sady manadino ny nanadiovana azy tamin’ny fahotany fahiny.
Jereo ny toko
Fa izay tsy manana an’ireo kosa dia jamba sy tsy mahajery lavitra ary manadino ny nanadiovana azy tamin’ny fahotany fahiny.
Jereo ny toko
Fa izay tsy manana izany zavatra izany kosa dia toa jamba ka tsy mahajery lavitra, sady nanadino ny nanadiovana azy tamin’ny fahotany fahiny izy.
Jereo ny toko
Fa izay tsy manana izany zavatra izany kosa dia toa jamba ka tsy mahajery lavitra, sady nanadino ny nanadiovana azy tamin'ny fahotany voalohany izy.
Jereo ny toko
Fa izay tsy manana izany zavatra izany kosa dia jamba; tsy mahajery lavitra izy sady nanadino ny nanadiovana azy tamin’ny fahotany fahiny.
Jereo ny toko