Ary tamin’ny taona faha-11, fony volana Bola na volana faha-8, no nahavitan’izany an-tsakany sy an-davany tamin’ny fombany rehetra. Fito taona no nanaovan’i Salômôna azy.
2Tantara 8:1 - DIEM PROTESTANTA Nony afaka ny roapolo taona nanorenan’i Salômôna ny tranon’ny TOMPO sy ny lapa ho an’ny tenany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony afaka ny roapolo taona nanaovan’i Solomona ny tranon’NY TOMPO sy ny lapa ho an’ny tenany Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony afaka ny roapolo taona nanorenan’i Salômôna ny tranon’ny TOMPO sy ny lapa ho an’ny tenany, Baiboly Katolika Nony afaka ny roapolo taona, ka efa vitan’i Salômôna ny tranon’i Iaveh sy ny tranony, Baiboly Protestanta Malagasy ARY nony afaka ny roa-polo taona nanaovan’i Solomona ny tranon’i Jehovah sy ny lapan’ny tenany, Malagasy Bible Ary nony afaka ny roa-polo taona naonaovan'i Solomona ny tranon'i Jehovah sy ny lapan'ny tenany, La Bible en Malgache Nony afaka ny roapolo taona nanaovan’i Solomona ny tranon’NY TOMPO sy ny lapa ho an’ny tenany |
Ary tamin’ny taona faha-11, fony volana Bola na volana faha-8, no nahavitan’izany an-tsakany sy an-davany tamin’ny fombany rehetra. Fito taona no nanaovan’i Salômôna azy.
Rehefa vitan’i Salômôna ny fanaovana ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’andriamanjaka ary izay rehetra niriny hatao,