2Tantara 1:16 - DIEM PROTESTANTA
Ny soavalin’i Salômôna dia avy tany Ejipta sy Silisia; ireo mpandranton’ny mpanjaka no nividy azy tany.
Jereo ny toko
Avy tany Ejipta no nahazoan’i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin’ny mpivaro-mandehan’ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny.
Jereo ny toko
Ny soavalin’i Salômôna dia avy tany Ejipta sy Silisia; ireo mpandranton’ny mpanjaka no nividy azy tany.
Jereo ny toko
Avy any Ejipta no niavian’ny soavalin’i Salômôna, antokony iray tamin’ny mpandranton’ny mpanjaka no nandeha naka azy amin’andiany, araka ny vidiny efa nifanekena:
Jereo ny toko
Avy tany Egypta no nahazoan’i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin’ny mpandranton’ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny voatendry.
Jereo ny toko
Avy tany Egypta no nahazoan'i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin'ny mpandranton'ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny voatendry.
Jereo ny toko
Avy tany Ejipta no nahazoan’i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin’ny mpivaro-mandehan’ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny.
Jereo ny toko