dia aoka hangina ireo vehivavy mandritra ny fiaraha-miangona, satria tsy azony atao ny miteny; fa aoka hanoa izy ireo araka ny voalazan’ny bokin’ny lalàna rahateo.
1Timoty 2:12 - DIEM PROTESTANTA Tsy mamela azy hampianatra aho na hanjakazaka amin’ny lahy, fa tokony hangina: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa ny vehivavy dia tsy avelako hampianatra na hifehy ny lehilahy fa hangina ihany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tsy mamela azy hampianatra aho na hanjakazaka amin’ny lahy, fa tokony hangina: Baiboly Katolika fa tsy avelako hampianatra ny vehivavy, na handidy ny lehilahy, fa hangina ihany. Baiboly Protestanta Malagasy Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany. Malagasy Bible Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany. La Bible en Malgache Fa ny vehivavy dia tsy avelako hampianatra na hifehy ny lehilahy fa hangina ihany. |
dia aoka hangina ireo vehivavy mandritra ny fiaraha-miangona, satria tsy azony atao ny miteny; fa aoka hanoa izy ireo araka ny voalazan’ny bokin’ny lalàna rahateo.
hahafehy tena, hadio toetra, hahakojakoja tokantrano, ho tsara fanahy, hanaiky ny vadiny, mba tsy hanevateva ny tenin’Andriamanitra.