Fa maro no ho avy hisandoka ny anarako ary hiteny hoe: «Izaho no ilay Mesia»; ary maro ny olona ho voafitany.
1Jaona 4:3 - DIEM PROTESTANTA ny olona rehetra tsy manaiky an’i Jesoa araka izany, dia tsy manana ny Fanahy avy amin’Andriamanitra: ny fanahy ananany dia ny fanahin’ilay antikristy, izay renareo fa ho avy ary efa eo amin’izao tontolo izao sahady aza ankehitriny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an’i Jesosy dia tsy mba avy amin’Andriamanitra; ary izany no fanahin’ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy sady efa eo amin’izao tontolo izao sahady. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny olona rehetra tsy manaiky an’i Jesoa araka izany, dia tsy manana ny Fanahy avy amin’Andriamanitra: ny fanahy ananany dia ny fanahin’ilay antikristy, izay renareo fa ho avy ary efa eo amin’izao tontolo izao sahady aza ankehitriny. Baiboly Katolika Ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an’i Jesoa, dia tsy mba avy amin’Andriamanitra, fa fanahin’ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy, sady efa tonga eo amin’izao tontolo izao sahady aza ankehitriny. Baiboly Protestanta Malagasy ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an’i Jesosy dia tsy mba avy amin’Andriamanitra; ary izany no fanahin’ ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy, sady efa eo amin’izao tontolo izao sahady izy. Malagasy Bible ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an'i Jesosy dia tsy mba avy amin'Andriamanitra; ary izany no fanahin'ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy, sady efa eo amin'izao tontolo izao sahady izy. La Bible en Malgache ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an’i Jesosy dia tsy mba avy amin’Andriamanitra; ary izany no fanahin’ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy sady efa eo amin’izao tontolo izao sahady. |
Fa maro no ho avy hisandoka ny anarako ary hiteny hoe: «Izaho no ilay Mesia»; ary maro ny olona ho voafitany.
Rey anaka, izao no fotoanandro farany. Araka ny efa renareo dia ho avy ilay antikristy, sady maro ny antikristy efa tonga sahady; ka izany no ahafantarantsika fa izao no fotoanandro farany.
Iza no mpandainga, raha tsy izay mandà an’i Jesoa tsy ho Kristy? Izy no ilay antikristy, mandà ny Ray sy ny Zanaka.
Maro mantsy ny mpamitaka efa niely eran’izao tontolo izao: izy ireny dia tsy manaiky fa tonga olombelona tokoa i Jesoa Kristy. Izany no maha mpamitaka sy maha antikristy!