...sy i Sofama ary i Hofama. Ny zanakalahin’i Dana dia i Hosîma, izay zanany lahitokana.
1Tantara 8:5 - DIEM PROTESTANTA sy i Gerà ary i Sefofàna sy i Horama. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Gera, i Sefofana ary i Horama. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy i Gerà ary i Sefofàna sy i Horama. Baiboly Katolika i Gerà, i Sefofàna ary i Horama. Baiboly Protestanta Malagasy sy Gera sy Sefofana ary Horama. Malagasy Bible sy Gera sy Sefofana ary Horama. La Bible en Malgache i Gera, i Sefofana ary i Horama. |
...sy i Sofama ary i Hofama. Ny zanakalahin’i Dana dia i Hosîma, izay zanany lahitokana.
Ireto kosa ny zanakalahin’i Ehoda: i Nahamàna sy i Ahià ary i Gerà (ity Gerà ity dia niteraka an-dry i Hozà sy i Ahihoda). Loham-pianakavian’ireo mponina tao Geba izy telo mirahalahy ary nampifindra monina azy tany Manahata; i Gerà mihitsy no nitarika izany fifindra-monina izany.
Niantso vonjy tamin’ny TOMPO ny Israelita ka nanirahany mpamonjy, dia i Ehoda, lehilahy kavia, izay zanak’i Gerà avy amin’ny fokon’i Benjamîna. Dia nalefan’ny Israelita i Ehoda mba hitondra fanomezana ho an’i Heglôna, mpanjakan’i Môaba.