Folo no zanakalahin’i Benjamîna: i Bela sy i Bekera, i Asbela sy i Gerà, i Nahamàna sy i Ehỳ, i Rôsy sy i Hopima ary i Mopîma sy i Arda.
1Tantara 8:3 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Bela dia i Adara sy i Gerà (rain’i Ehoda), Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Bela dia i Adara, i Gera, i Abihoda, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Bela dia i Adara sy i Gerà (rain’i Ehoda), Baiboly Katolika Ny zanaka lahin’i Bela dia i Adara, i Gerà, i Abioda, Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Bela dia Adara sy Gera sy Abihoda Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Bela dia Adara sy Gera sy Abihoda La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Bela dia i Adara, i Gera, i Abihoda, |
Folo no zanakalahin’i Benjamîna: i Bela sy i Bekera, i Asbela sy i Gerà, i Nahamàna sy i Ehỳ, i Rôsy sy i Hopima ary i Mopîma sy i Arda.
Ny taranak’i Belà dia nisy fianakaviambe anankiroa: ny Ardita, avy tamin’i Arda, ary ny Nahamita avy tamin’i Nahamàna.
Niantso vonjy tamin’ny TOMPO ny Israelita ka nanirahany mpamonjy, dia i Ehoda, lehilahy kavia, izay zanak’i Gerà avy amin’ny fokon’i Benjamîna. Dia nalefan’ny Israelita i Ehoda mba hitondra fanomezana ho an’i Heglôna, mpanjakan’i Môaba.