Ny zanakalahin’i Jedihaela dia i Bilehàna; ary ny zanakalahin’i Bilehàna dia i Jehisa sy i Benjamîna, i Ehôda sy i Kenahanà mbamin’i Zetàna sy i Tarsisy ary i Ahisahara.
1Tantara 7:9 - DIEM PROTESTANTA zanakalahin’i Bekera ireo rehetra ireo, samy lohan’ny fianakaviany avy, samy lehilahy mahery, ary dia 20 200 no isan’ny taranany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny isany araka ny tetiarana, dia ireo loham-pianakaviany avy sady lehilahy mahery, dia roanjato sy roa alina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara zanakalahin’i Bekera ireo rehetra ireo, samy lohan’ny fianakaviany avy, samy lehilahy mahery, ary dia 20 200 no isan’ny taranany. Baiboly Katolika voasoratra amin’ny tetiaram-pirazanana araka ny taranany avy, ho lohan’ny fokom-pianakaviany, lehilahy mahery, 20.200 no isany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny isany araka ny firazanany amin’ny fireneny, izay samy lohan’ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery, dia roan-jato sy roa alina. Malagasy Bible Ary ny isany araka ny firazanany amin'ny fireneny, izay samy lohan'ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery, dia roanjato sy roa alina. La Bible en Malgache Ny isany araka ny tetiarana, dia ireo loham-pianakaviany avy sady lehilahy mahery, dia roanjato sy roa alina. |
Ny zanakalahin’i Jedihaela dia i Bilehàna; ary ny zanakalahin’i Bilehàna dia i Jehisa sy i Benjamîna, i Ehôda sy i Kenahanà mbamin’i Zetàna sy i Tarsisy ary i Ahisahara.
Ny zanakalahin’i Bekera dia i Zemirà sy i Jôhasa, i Elihezera sy i Eliôhenay, i Hômrỳ sy i Jeremôta mbamin’i Abià sy i Hanatôta ary i Halmeta: