Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 7:7 - DIEM PROTESTANTA

Dimy ny zanakalahin’i Bela: dia i Etsebôna sy i Hozỳ mbamin’i Hoziela sy i Jerimôta ary i Hirỳ; samy lohan’ny fianakaviany avy izy dimy ireto, samy lehilahy mahery, ary dia 22 034 no isan’ny taranany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny zanakalahin’i Bela dia i Ezbona, i Ozy, i Oziela, i Jerimota ary Iry; dimy izy ireo, ary samy loham-pianakaviany avy sady lehilahy mahery avokoa; ny isany araka ny firazanany dia efatra amby telopolo sy roa arivo sy roa alina.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dimy ny zanakalahin’i Bela: dia i Etsebôna sy i Hozỳ mbamin’i Hoziela sy i Jerimôta ary i Hirỳ; samy lohan’ny fianakaviany avy izy dimy ireto, samy lehilahy mahery, ary dia 22 034 no isan’ny taranany.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Zanaka lahin’i Bela: i Esbôna, i Ozia, i Oziela, i Jerimota ary i Oraia; dimy izy lohan’ny fokom-pianakaviana, lehilahy mahery, 22.034 no isany, voasoratra amin’ny tetiarana.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary ny zanakalahin’i Bela dia Ezbona sy Ozy sy Oziela sy Jerimota ary Iry; dimy izy, ary samy lohan’ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery avokoa; ary ny isany araka ny firazanany dia efatra amby telo-polo amby roa arivo sy roa alina.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary ny zanakalahin'i Bela dia Ezbona sy Ozy sy Oziela sy Jerimota ary Iry; dimy izy, ary samy lohan'ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery avokoa; ary ny Isany araka ny firazanany dia efatra amby telo-polo amby roa arivo sy roa alina.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny zanakalahin’i Bela dia i Ezbona, i Ozy, i Oziela, i Jerimota ary Iry; dimy izy ireo, ary samy loham-pianakaviany avy sady lehilahy mahery avokoa; ny isany araka ny firazanany dia efatra amby telopolo sy roa arivo sy roa alina.

Jereo ny toko



1Tantara 7:7
4 Rohy Ifampitohizana  

Telo ny zanakalahin’i Benjamîna: dia i Bela sy i Bekera ary i Jedihaela.


Ny zanakalahin’i Bekera dia i Zemirà sy i Jôhasa, i Elihezera sy i Eliôhenay, i Hômrỳ sy i Jeremôta mbamin’i Abià sy i Hanatôta ary i Halmeta: