Folo no zanakalahin’i Benjamîna: i Bela sy i Bekera, i Asbela sy i Gerà, i Nahamàna sy i Ehỳ, i Rôsy sy i Hopima ary i Mopîma sy i Arda.
1Tantara 7:6 - DIEM PROTESTANTA Telo ny zanakalahin’i Benjamîna: dia i Bela sy i Bekera ary i Jedihaela. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Benjamina dia i Bela sy i Bekera ary i Jediaela; telo izy ireo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Telo ny zanakalahin’i Benjamîna: dia i Bela sy i Bekera ary i Jedihaela. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Benjamina: i Bela, i Bekora, ary i Jadihela, telo izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’ i Benjamina dia Bela sy Bakera ary Jediaela; telo izy. Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Benjamina dia Bela sa Bakera ary Jediaela; telo izy. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Benjamina dia i Bela sy i Bekera ary i Jediaela; telo izy ireo. |
Folo no zanakalahin’i Benjamîna: i Bela sy i Bekera, i Asbela sy i Gerà, i Nahamàna sy i Ehỳ, i Rôsy sy i Hopima ary i Mopîma sy i Arda.
Ireo havany, ho an’ny fianakaviana sisa rehetra avy amin’ny fokon’i Jisakara, dia miisa 87 000 izy rehetra no lehilahy mahery.
Dimy ny zanakalahin’i Bela: dia i Etsebôna sy i Hozỳ mbamin’i Hoziela sy i Jerimôta ary i Hirỳ; samy lohan’ny fianakaviany avy izy dimy ireto, samy lehilahy mahery, ary dia 22 034 no isan’ny taranany.