Ny zanakalahin’i Semera, rahalahin’i Jafleta, dia i Ahỳ sy i Rôhagà ary i Hobà sy i Arama.
1Tantara 7:35 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Hôtama, rahalahin’i Semera, dia i Tsôfa sy i Jimnà ary i Selesa sy i Hamala. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Helema rahalahiny dia i Zofa, i Jimna, i Selesy ary i Amala. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Hôtama, rahalahin’i Semera, dia i Tsôfa sy i Jimnà ary i Selesa sy i Hamala. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Helema rahalahiny: i Sofa, i Jemnà, i Salesa ary i Amala. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Helema rahalahiny dia Zofa sy Jimna sy Selesy ary Amala. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Helema rahalahiny dia Zofa sy Jimna sy Selesy ary Amala. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Helema rahalahiny dia i Zofa, i Jimna, i Selesy ary i Amala. |
Ny zanakalahin’i Semera, rahalahin’i Jafleta, dia i Ahỳ sy i Rôhagà ary i Hobà sy i Arama.