I Hebera niteraka an-dry i Jafleta sy i Semera ary i Hôtama mirahalahy mbamin’i Sohà anabavin’ireo.
1Tantara 7:33 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Jafleta dia i Pasako sy i Bimehala ary i Hasvata: ireo no zanakalahin’i Jafleta. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Jafleta dia i Pasaka, i Bimala ary i Asvata. Ireo no zanakalahin’i Jafleta. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Jafleta dia i Pasako sy i Bimehala ary i Hasvata: ireo no zanakalahin’i Jafleta. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Jeflata: i Foseka, i Kamaala ary i Asota: ireo no zanaka lahin’i Jeflata. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Jafieta dia Pasaka sy Bimala ary Asvata. Ireo no zanakalahin’i Jafieta. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Jafleta dia Pasaka sy Bimala ary Asvata. Ireo no zanakalahin'i Jafleta. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Jafleta dia i Pasaka, i Bimala ary i Asvata. Ireo no zanakalahin’i Jafleta. |
I Hebera niteraka an-dry i Jafleta sy i Semera ary i Hôtama mirahalahy mbamin’i Sohà anabavin’ireo.
Ny zanakalahin’i Semera, rahalahin’i Jafleta, dia i Ahỳ sy i Rôhagà ary i Hobà sy i Arama.