Ny zanakalahin’i Jedihaela dia i Bilehàna; ary ny zanakalahin’i Bilehàna dia i Jehisa sy i Benjamîna, i Ehôda sy i Kenahanà mbamin’i Zetàna sy i Tarsisy ary i Ahisahara.
1Tantara 7:11 - DIEM PROTESTANTA Ireo taranak’i Jedihaela rehetra ireo dia samy lohan’ny fianakaviany avy, ka 17 200 tao amin’ireo fianakaviana ireo no isan’ny lehilahy mahery zatra miantafika; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo zanakalahin’i Jediaela rehetra ireo, araka ny loham-pianakaviany, dia roanjato sy fito arivo sy iray alina; ireo no isan’ny lehilahy mahery azo nalefa hanafika. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo taranak’i Jedihaela rehetra ireo dia samy lohan’ny fianakaviany avy, ka 17 200 tao amin’ireo fianakaviana ireo no isan’ny lehilahy mahery zatra miantafika; Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Jadihela avokoa izy rehetra ireo, samy lohan’ny fokom-pianakaviany, lehilahy mahery, 17.200 ny isany, mahazo mitondra fiadiana hiantafika. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo zanakalahin’i Jediaela rehetra ireo, araka ny lohan’ny fianakaviany, dia roan-jato amby fito arivo sy iray alina no isan’ny lehilahy mahery azo nalefa hanafika. Malagasy Bible Ireo zanakalahin'i Jediaela rehetra ireo, araka ny lohan'ny fianakaviany, dia roan-jato amby fito arivo sy iray alina no isan'ny lehilahy mahery azo nalefa hanafika. La Bible en Malgache Ireo zanakalahin’i Jediaela rehetra ireo, araka ny loham-pianakaviany, dia roanjato sy fito arivo sy iray alina; ireo no isan’ny lehilahy mahery azo nalefa hanafika. |
Ny zanakalahin’i Jedihaela dia i Bilehàna; ary ny zanakalahin’i Bilehàna dia i Jehisa sy i Benjamîna, i Ehôda sy i Kenahanà mbamin’i Zetàna sy i Tarsisy ary i Ahisahara.
...sy i Sofama ary i Hofama. Ny zanakalahin’i Dana dia i Hosîma, izay zanany lahitokana.