Fa i Tsedekià, zanakalahin’i Kenahanà, dia namboatra tandro-by ka niteny hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Ireto tandroka ireto no hanotoanao ny tafika sirianina mandra-paharingany.»
1Tantara 7:10 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Jedihaela dia i Bilehàna; ary ny zanakalahin’i Bilehàna dia i Jehisa sy i Benjamîna, i Ehôda sy i Kenahanà mbamin’i Zetàna sy i Tarsisy ary i Ahisahara. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Jediaela dia i Bilana; ny zanakalahin’i Bilana dia i Jeosy, i Benjamina, i Ehoda, i Kenana, i Zetana, i Tarsisy ary i Ahisahara. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Jedihaela dia i Bilehàna; ary ny zanakalahin’i Bilehàna dia i Jehisa sy i Benjamîna, i Ehôda sy i Kenahanà mbamin’i Zetàna sy i Tarsisy ary i Ahisahara. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Jadihela: i Balàna. Zanaka lahin’i Balàna: i Jehosy, i Benjamina, i Aôda, i Kananà, i Zetàna, i Tarsisa, ary i Abisahera: Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Jediaela dia Bilana; ary ny zanakalahin’i Bilana dia Jeosy sy Benjamina sy Ehoda sy Kenana sy Zetana sy Tarsisy ary Ahisahara. Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Jediaela dia Bilana; ary ny zanakalahin'i Bilana dia Jeosy sy Benjamina sy Ehoda sy Kenana sy Zetana sy Tarsisy ary Ahisahara La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Jediaela dia i Bilana; ny zanakalahin’i Bilana dia i Jeosy, i Benjamina, i Ehoda, i Kenana, i Zetana, i Tarsisy ary i Ahisahara. |
Fa i Tsedekià, zanakalahin’i Kenahanà, dia namboatra tandro-by ka niteny hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Ireto tandroka ireto no hanotoanao ny tafika sirianina mandra-paharingany.»
Ireo taranak’i Jedihaela rehetra ireo dia samy lohan’ny fianakaviany avy, ka 17 200 tao amin’ireo fianakaviana ireo no isan’ny lehilahy mahery zatra miantafika;
zanakalahin’i Bekera ireo rehetra ireo, samy lohan’ny fianakaviany avy, samy lehilahy mahery, ary dia 20 200 no isan’ny taranany.
Ireto kosa ny zanakalahin’i Ehoda: i Nahamàna sy i Ahià ary i Gerà (ity Gerà ity dia niteraka an-dry i Hozà sy i Ahihoda). Loham-pianakavian’ireo mponina tao Geba izy telo mirahalahy ary nampifindra monina azy tany Manahata; i Gerà mihitsy no nitarika izany fifindra-monina izany.