1Tantara 6:5 - DIEM PROTESTANTA Avy amin’i Gersôna; i Libnỳ zanakalahin’i Gersôna, i Jahata zanakalahin’i Libnỳ, i Zimà zanakalahin’i Jahata, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Avy amin’i Gersoma: I Libny no zanakalahin’i Gersoma; i Jahata no zanakalahin’i Libny; i Zima no zanakalahin’i Jahata; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Avy amin’i Gersôna; i Libnỳ zanakalahin’i Gersôna, i Jahata zanakalahin’i Libnỳ, i Zimà zanakalahin’i Jahata, Baiboly Katolika Avy amin’i Gersôma: i Lobnì zanany, i Jahata zanany, i Zamà zanany, Baiboly Protestanta Malagasy Avy amin’i Gersona: Libny no zanak’i Gersona, Jahata no zanak’i Libny, Zima no zanak’i Jahata, Malagasy Bible Avy amin'i Gersona: Libny no zanak'i Gersona, Jahata no zanak'i Libny, Zima no zanak'i Jahata, La Bible en Malgache Avy amin’i Gersoma: I Libny no zanakalahin’i Gersoma; i Jahata no zanakalahin’i Libny; i Zima no zanakalahin’i Jahata; |
Ny zanakalahin’i Merarỳ dia i Mahilỳ sy i Mosỳ. Ireto ny tarika ao anatin’ny fokon’i Levỳ, araka ny razana nipoirany:
i Jôà zanakalahin’i Zimà, i Hidao zanakalahin’i Jôà, i Zera zanakalahin’i Hidao, ary i Jeôtray zanakalahin’i Zera.