Rehefa niala tao Hebrôna ka tonga tany Jerosalema i Davida, dia mbola naka vaditsindrano sy vady hafa koa izay niterahany zanakalahy sy zanakavavy.
1Tantara 3:9 - DIEM PROTESTANTA Izy rehetra ireo no zanakalahin’i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vadikeliny; ary i Tamara no anabavin’ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izy rehetra ireo no zanakalahin’i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vady tsindranony; ny anabavin-dry zareo dia i Tamara. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izy rehetra ireo no zanakalahin’i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vadikeliny; ary i Tamara no anabavin’ireo. Baiboly Katolika Ireo no zanaka lahin’i Davida rehetra, fa ny zana-baditsindranony, tsy nisaina. Ary anabavin’ireo i Tamara. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vaditsindranony sy Tamara, anabavin’ireo. Malagasy Bible Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vaditsindranony sy Tamara, anabavin'ireo. La Bible en Malgache Izy rehetra ireo no zanakalahin’i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vady tsindranony; ny anabavin-dry zareo dia i Tamara. |
Rehefa niala tao Hebrôna ka tonga tany Jerosalema i Davida, dia mbola naka vaditsindrano sy vady hafa koa izay niterahany zanakalahy sy zanakavavy.
Tamin’ny zanakalahiko rehetra kosa (fa nomen’ny TOMPO zanakalahy maro aho), dia i Salômôna zanako no nofidiny hipetraka eo amin’ilay sezafiandrianana manambara ny fanjakàn’ny TOMPO amin’i Israely.
Taranak’i Salômôna: i Rehabohama zanakalahin’i Salômôna, i Abià zanakalahin-dRehabohama, i Asà zanakalahin’i Abià, i Jôsafata zanakalahin’i Asà,