i Jismahià, avy any Gibehôna, lehilahy mahery tao amin’ny «andian’ny telopolo lahy», sady anankiray amin’ny lehibeny;
1Tantara 27:19 - DIEM PROTESTANTA Tamin’ny fokon’i Zebolòna, dia i Jismahià zanakalahin’i Hôbadià. Tamin’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Jerimôta zanakalahin’i Hazriela. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 tamin’ny Zebolona dia i Jismaia, zanakalahin’i Obadia; tamin’ny Naftaly dia i Jerimota, zanakalahin’i Azriela; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny fokon’i Zebolòna, dia i Jismahià zanakalahin’i Hôbadià. Tamin’ny fokon’i Naftalỳ, dia i Jerimôta zanakalahin’i Hazriela. Baiboly Katolika amin’i Zabolôna, i Jesmaiasa zanak’i Abdiasa; amin’i Neftalì, i Jerimota zanak’i Osriela; Baiboly Protestanta Malagasy tamin’ny Zebolona dia Jismaia, zanakalahin’i Obadia; tamin’ny Naftaly dia Jerimota, zanakalahin’i Azriela; Malagasy Bible tamin'ny Zebolona dia Jismala, zanakalahin'i Obadia; tamin'ny Naftaly dia Jerimota, zanakalahin'i Azriela; La Bible en Malgache tamin’ny Zebolona dia i Jismaia, zanakalahin’i Obadia; tamin’ny Naftaly dia i Jerimota, zanakalahin’i Azriela; |
i Jismahià, avy any Gibehôna, lehilahy mahery tao amin’ny «andian’ny telopolo lahy», sady anankiray amin’ny lehibeny;
Tamin’ny fokon’i Joda, dia i Elihò izay isan’ny rahalahin’i Davida. Tamin’ny fokon’i Jisakara, dia i Hômrỳ zanakalahin’i Mikaela.
Tamin’ny fokon’i Efraîma, dia i Hôsea zanakalahin’i Hazazià. Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase, dia i Jôela zanakalahin’i Pedaià.