Ary ankehitriny, mahereza sy matanjaha; fa efa maty i Saoly tomponareo, ka izaho no natokan’ny vahoakan’i Joda ho mpanjaka eo aminy.»
1Tantara 26:6 - DIEM PROTESTANTA I Semahià zanany dia niteraka zazalahy maromaro izay samy olom-banona ka tonga mpanapaka tao amin’ny isam-pianakaviany avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary i Semaia zanany dia niteraka zazalahy maromaro izay samy tonga mpanapaka tamin’ny fianakavian’ny rainy satria samy mpiady mahery. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Semahià zanany dia niteraka zazalahy maromaro izay samy olom-banona ka tonga mpanapaka tao amin’ny isam-pianakaviany avy. Baiboly Katolika I Semeiàsa zanany lahy niteraka zazalahy, izay samy tonga filohany tamin’ny fianakavian-drainy, fa lehilahy mahery fo izy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Semaia zanany niteraka zazalahy maromaro izay samy tonga mpanapaka tamin’ny fianakavian-drainy, satria samy lehilahy mahay izy. Malagasy Bible Ary Semaia zanany niteraka zazalahy maromaro izay samy tonga mpanapaka tamin'ny fianakavian-drainy, satria samy lehilahy mahay izy. La Bible en Malgache Ary i Semaia zanany dia niteraka zazalahy maromaro izay samy tonga mpanapaka tamin’ny fianakavian’ny rainy satria samy mpiady mahery. |
Ary ankehitriny, mahereza sy matanjaha; fa efa maty i Saoly tomponareo, ka izaho no natokan’ny vahoakan’i Joda ho mpanjaka eo aminy.»
i Hamiela fahenina, i Jisakara fahafito, i Peholetahy faralahy; fa Andriamanitra efa nitahy an’i Hôbeda-Edôma.
Ny zanakalahin’i Semahià dia i Hôtnỳ sy i Refaela ary i Hôbeda sy i Elzabada mbamin’ireo rahalahiny anankiroa izay samy olom-banona, dia i Elihò sy i Semakià.
Anisan’ny taranak’i Hôbeda-Edôma ireo rehetra ireo. Ny taranaka ombàn-janaka sy havana dia nisy 62 lahy ny an’i Hôbeda-Edôma no mpiandry vavahady: samy olom-banona avokoa sady mahery fo amin’ny fanompoany.
Fa mba niditra nanaraka azy kosa i Hazarià mpisorombe, niaraka tamin’ny mpisoron’ny TOMPO valopolo lahy izay samy mahery fo avokoa.
ary koa lehilahy tomady 128 iray tarika amin’i Hamasay, ka ny mpifehy azy dia i Zabdiela zanakalahin’i Gedôlima.
Miadia ny ady tsaran’ny finoana, hazòny ny fiaina-maharitra mandrakizay, fa ho any amin’izany fiainana izany no niantsoan’Andriamanitra anao fony ianao nanambara ilay fiekem-pinoana fatratra teo anatrehan’ny vavolombelona maro.
Ary nisehoan’ilay anjelin’ny TOMPO izy ka nilazany hoe: –Ny TOMPO no momba anao, ry ilay mpiady mahery fo!