Nisy fito lahy ny an’io Meselemià io ny zanany: dia i Zakarià lahimatoa, i Jedihaela lahiaivo, i Zebadià fahatelo, i Jatniela fahefatra,
1Tantara 26:3 - DIEM PROTESTANTA i Helama fahadimy, i Jôhanàna fahenina, ary i Eliôhenay faralahy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Elama, fahadimy; i Johanana, fahenina ary i Elihoenay, faralahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Helama fahadimy, i Jôhanàna fahenina, ary i Eliôhenay faralahy. Baiboly Katolika i Elama fahadimy, i Johanàna fahenina, i Eliôenaì fahafito. Baiboly Protestanta Malagasy sy Elama, fahadimy, sy Johanana, fahenina, sy Elihoenay, faralahy. Malagasy Bible sy Elama, fahadimy, sy Johanana, fahenina, sy Elihoenay, faralahy. La Bible en Malgache i Elama, fahadimy; i Johanana, fahenina ary i Elihoenay, faralahy. |
Nisy fito lahy ny an’io Meselemià io ny zanany: dia i Zakarià lahimatoa, i Jedihaela lahiaivo, i Zebadià fahatelo, i Jatniela fahefatra,
Ny an’i Hôbeda-Edôma dia nisy valo lahy ny zanany: i Semahià lahimatoa, i Jôzabada lahiaivo, i Jôà fahatelo, i Sakara fahefatra, i Natanaela fahadimy,