1Tantara 24:4 - DIEM PROTESTANTA
Hita ho maro kokoa ireo lehilahy loham-pianakaviana tamin’ny taranak’i Elehazara noho ny tamin’ny taranak’i Itamara; ka ny taranak’i Elehazara dia notsinjaraina hisy loham-pianakaviana 16, ary ny taranak’i Itamara dia notsinjaraina hisy loham-pianakaviana valo.
Jereo ny toko
Tamin’ny taranak’i Eleazara dia maromaro kokoa ny lohan’ny fianakaviana noho ny tamin’ny taranak’Itamara ka nozarainy toy izao izy: Tamin’ny taranak’i Eleazara dia enina amby folo no lohan’ny fianakaviana; ary tamin’ny taranak’Itamara dia valo kosa no lohan’ny fianakaviana.

Nisy lohany maromaro kokoa noho ny taranak’i Itamara, ny taranak’i Eleazara, ka dia toy izao no nizarana azy: loham-pianakaviana 16 ny tamin’ny taranak’i Eleazara, ary loham-pianakaviana 8 ny tamin’ny taranak’i Itamara.
Jereo ny toko
Ary ny lohany tamin’ireo, dia tamin’ny taranak’i Eleazara, no maromaro kokoa noho ny tamin’ny taranak’Itamara, ka dia nozarainy toy izao izy: Tamin’ny taranak’i Eleazara dia enina ambin’ny folo no lohan’ny fianakaviana; ary tamin’ny taranak’Itamara dia valo kosa no lohan’ny fianakaviana.
Jereo ny toko
Ary ny lohany tamin'ireo, dia tamin'ny taranak'i Eleazara, no maromaro kokoa noho ny tamin'ny taranak'Itamara, ka dia nozarainy toy izao izy: Tamin'ny taranak'i Eleazara dia enina ambin'ny folo no lohan'ny fianakaviana; ary tamin'ny taranak'Itamara dia valo kosa no lohan'ny fianakaviana.