Ary mbola nisy efatra koa ny zanakalahin’i Simehỳ, dia i Jahata sy i Zizà ary i Jehosa sy i Berihà; ireo indray no zanakalahin’i Simehỳ:
1Tantara 23:9 - DIEM PROTESTANTA Telo no zanakalahin’i Simehỳ: dia i Selômita sy i Haziela ary i Haràna, izay samy nanjary lohany tamin’ireo fianakaviana avy amin’i Lahadàna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Simey dia i Selomota sy i Haziela ary i Harana; telo izy ireo. Ireo no lohany tamin’ny fianakavian’i Ladana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Telo no zanakalahin’i Simehỳ: dia i Selômita sy i Haziela ary i Haràna, izay samy nanjary lohany tamin’ireo fianakaviana avy amin’i Lahadàna. Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Semeià: i Salômita, i Hoziela ary i Aràna, telo izy. Ireo no loham-pianakaviana, avy amin’i Leedàna. Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Simey dia Selomota sy Haziela ary Harana; telo izy. Ireo no lohany tamin’ny fianakavian’i Ladana. Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Simey dia Selomota sy Haziela ary Harana; telo izy. Ireo no lohany tamin'ny fianakavian'i Ladana. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Simey dia i Selomota sy i Haziela ary i Harana; telo izy ireo. Ireo no lohany tamin’ny fianakavian’i Ladana. |
Ary mbola nisy efatra koa ny zanakalahin’i Simehỳ, dia i Jahata sy i Zizà ary i Jehosa sy i Berihà; ireo indray no zanakalahin’i Simehỳ:
i Lahadàna zanakalahin’i Tahàna, i Hamihoda zanakalahin’i Lahadàna, i Elisamà zanakalahin’i Hamihoda,