1Tantara 2:41 - DIEM PROTESTANTA i Saloma, ray niteraka an’i Jekamià; ary i Jekamià no ray niteraka an’i Elisamà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Saloma no niteraka an’i Jekamia; ary i Jekamia no niteraka an’i Elisama. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Saloma, ray niteraka an’i Jekamià; ary i Jekamià no ray niteraka an’i Elisamà. Baiboly Katolika i Seloma niteraka an’Ikamiasa ary i Ikamiasa niteraka an’i Elisamà. Baiboly Protestanta Malagasy ary Saloma niteraka an’i Jekamia; ary Jekamia niteraka an’i Elisama. Malagasy Bible ary Saloma niteraka an'i Jekamia; ary Jekamia niteraka an'i Elisama. La Bible en Malgache i Saloma no niteraka an’i Jekamia; ary i Jekamia no niteraka an’i Elisama. |
Ireo zanakalahin’i Kaleba, rahalahin’i Jerahimeela, dia i Mesà, lahimatoa sady rain’i Zifa, ary i Maresa rain’i Hebrôna.