Ireo zanakalahin’i Jerahimeela, lahimatoan’i Hetsirôna, dia i Rama lahimatoa sy i Bonà mbamin’i Ôrena sy i Ôtsema ary i Ahià.
1Tantara 2:26 - DIEM PROTESTANTA Nanana vady hafa koa i Jerahimeela, i Hatarà no anarany, ary izy no renin’i Ônama. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanana vady hafa koa i Jeramela, Atara no anarany; izy no renin’i Onama. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanana vady hafa koa i Jerahimeela, i Hatarà no anarany, ary izy no renin’i Ônama. Baiboly Katolika Nanambady hafa koa atao hoe i Atarà, i Jerameela; io no renin’i Onama. Baiboly Protestanta Malagasy Jeramela nanana vady hafa koa atao hoe Atara; izy no renin’i Onama. Malagasy Bible Jeramela nanana vady hafa koa atao hoe Atara; izy no renin'i Onama. La Bible en Malgache Nanana vady hafa koa i Jeramela, Atara no anarany; izy no renin’i Onama. |
Ireo zanakalahin’i Jerahimeela, lahimatoan’i Hetsirôna, dia i Rama lahimatoa sy i Bonà mbamin’i Ôrena sy i Ôtsema ary i Ahià.
Ny zanakalahin’i Rama, lahimatoan’i Jerahimeela, dia i Mahatsa sy i Jamina ary i Hekera.