1Tantara 2:15 - DIEM PROTESTANTA sy i Ôtsema ary i Davida. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Ozema, fahenina; ary i Davida, faralahy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy i Ôtsema ary i Davida. Baiboly Katolika i Asoma fahenina, ary i Davida fahafito. Baiboly Protestanta Malagasy sy Ozema, fahenina, ary Davida, faralahy; Malagasy Bible sy Ozema, fahenina, ary Davida, faralahy; La Bible en Malgache i Ozema, fahenina; ary i Davida, faralahy; |
Ny anabavin’izy fito lahy dia i Tseroià sy i Abigaîla; telo no zanakalahin’i Tseroià: dia i Abisay sy i Jôaba ary i Hasahela.