Dia nandroso hiady amin’ny Sirianina i Jôaba sy ny tafiny, ka vaky nandositra teo anoloan’ny Israelita ireo.
1Tantara 19:15 - DIEM PROTESTANTA Nony hitan’ny Hamônita fa nandositra ny Sirianina, dia mba nandositra teo anatrehan’i Abisay, rahalahin’i Jôaba, koa ry zareo ka nitsofoka tao an-tanàna. Dia niverina ho any Jerosalema ry i Jôaba. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony hitan’ny taranak’i Amona fa nandositra ny Arameana dia mba nandositra niala teo anoloan’i Abisay, rahalahin’i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Dia niverina tany Jerosalema i Joaba. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony hitan’ny Hamônita fa nandositra ny Sirianina, dia mba nandositra teo anatrehan’i Abisay, rahalahin’i Jôaba, koa ry zareo ka nitsofoka tao an-tanàna. Dia niverina ho any Jerosalema ry i Jôaba. Baiboly Katolika Nony nahita ny Sirianina nandositra ny taranak’i Amôna, dia mba nandositra teo anoloan’i Abisaia rahalahin’i Jôaba koa izy, ka niditra tany an-tanàna indray. Dia niverina tany Jerosalema i Jôaba. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony hitan’ny taranak’i Amona fa nandositra ny Syriana, dia mba nandositra niala teo anoloan’i Abisay, rahalahin’i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Ary dia tonga tany Jerosalema Joaba. Malagasy Bible Ary nony hitan'ny taranak'i Amona fa nandositra ny Syriana, dia mba nandositra niala teo anoloan'i Abisay, rahalahin'i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Ary dia tonga tany Jerosalema Joaba. La Bible en Malgache Nony hitan’ny taranak’i Amona fa nandositra ny Arameana dia mba nandositra niala teo anoloan’i Abisay, rahalahin’i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Dia niverina tany Jerosalema i Joaba. |
Dia nandroso hiady amin’ny Sirianina i Jôaba sy ny tafiny, ka vaky nandositra teo anoloan’ny Israelita ireo.
Rehefa nahatsapa ny fahareseny teo anoloan’ny Israelita ireto Sirianina ireto, dia naniraka olona hanetsika ny Sirianina izay tany am-pitan’ny ony Eofrata; ary i Sôfàka, filohan’ny tafik’i Hadadehezera, no nitarika azy.
Koa inona àry no mbola holazaintsika eo anoloan’izany? Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika?