Nandroso hiady amin’ny Sirianina i Jôaba sy ny tafiny ka vaky nandositra teo anoloan’ny Israelita ireo.
1Tantara 19:14 - DIEM PROTESTANTA Dia nandroso hiady amin’ny Sirianina i Jôaba sy ny tafiny, ka vaky nandositra teo anoloan’ny Israelita ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nandroso hiady tamin’ny Arameana i Joaba sy ny olona nanaraka azy; koa vaky nandositra niala teo anoloany ireo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nandroso hiady amin’ny Sirianina i Jôaba sy ny tafiny, ka vaky nandositra teo anoloan’ny Israelita ireo. Baiboly Katolika Dia nandroso niady tamin’ny Sirianina i Jôaba sy ny vahoaka niaraka taminy ka nandositra teo anoloany ireny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nandroso hiady tamin’ny Syriana Joaba sy ny olona nanaraka azy; ka dia nandositra niala teo anoloany ireo. Malagasy Bible Ary nandroso hiady tamin'ny Syriana Joaba sy ny olona nanaraka azy; ka dia nandositra niala teo anoloany ireo. La Bible en Malgache Dia nandroso hiady tamin’ny Arameana i Joaba sy ny olona nanaraka azy; koa vaky nandositra niala teo anoloany ireo. |
Nandroso hiady amin’ny Sirianina i Jôaba sy ny tafiny ka vaky nandositra teo anoloan’ny Israelita ireo.
Fa nisy mpaminany nanatona an’i Ahaba mpanjakan’i Israely ka nanao hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Hitanao va ireo miaramila marobe ireo? Hatolotro eo an-tananao ireo anio, ka dia ho fantatrao fa Izaho no TOMPO.»
Mahereza ianao ary aoka isika hahery miady ho an’ny firenentsika sy ireo tanànan’Andriamanitsika. Ary aoka ny TOMPO no hanao izay heveriny ho tsara!
Nony hitan’ny Hamônita fa nandositra ny Sirianina, dia mba nandositra teo anatrehan’i Abisay, rahalahin’i Jôaba, koa ry zareo ka nitsofoka tao an-tanàna. Dia niverina ho any Jerosalema ry i Jôaba.