Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 11:44 - DIEM PROTESTANTA

i Hozià, avy any Hastarôta; i Samà sy i Jehoela, samy zanakalahin’i Hôtama, avy any Harôhera;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

i Ozia astartita, i Sama sy i Jeiela, zanak’i Hotama aroerita;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

i Hozià, avy any Hastarôta; i Samà sy i Jehoela, samy zanakalahin’i Hôtama, avy any Harôhera;

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

i Ozia avy any Astarôta, i Samà sy i Jehiela zanak’i Hôtama avy any Arôera;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

sy Ozia Astartita ary Sama sy Jeiela, zanak’i Hotama Aroerita,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

sy Ozia Astartita ary Sama sy Jeiela, zanak'i Hotama Aroerita,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

i Ozia astartita, i Sama sy i Jeiela, zanak’i Hotama aroerita;

Jereo ny toko



1Tantara 11:44
3 Rohy Ifampitohizana  

i Hanàna, zanakalahin’i Mahekà; i Jôsafata, avy any Metèna;


i Jedihaela, zanakalahin’i Simrỳ, sy i Jôhà rahalahiny, avy any Titsa;


ireo loholon’i Harôhera, sy i Sifmôta ary i Estemôa,