1Tantara 11:41 - DIEM PROTESTANTA i Orià, ilay Hetita; i Zabada, zanakalahin’i Ahelay; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Oria hetita, i Zabada, zanak’i Ahelay; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Orià, ilay Hetita; i Zabada, zanakalahin’i Ahelay; Baiboly Katolika i Oria Heteanina, i Zabada zanak’i Oholỳ, Baiboly Protestanta Malagasy sy Oria Hetita sy Zabada, zanak’i Ahelay, Malagasy Bible sy Oria Hetita sy Zabada, zanak'i Ahelay, La Bible en Malgache i Oria hetita, i Zabada, zanak’i Ahelay; |
i Hadinà, zanakalahin’i Sizà, anankiray amin’ireo lohandohan’ny foko robenita, sady ombàn’ny namany 30 lahy koa;