i Tselèka, ilay Hamônita; i Naharay avy any Beerôta; mpitondra ny fiadian’i Jôaba zanakalahin’i Tserôià;
1Tantara 11:39 - DIEM PROTESTANTA i Tselèka, ilay Hamônita; i Naharay, avy any Beerôta, mpitondra ny fiadian’i Jôaba zanakalahin’i Tseroià; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Zeleka amonita, i Naharay berotita, mpitondra ny fiadian’i Joaba, zanak’i Zeroia; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Tselèka, ilay Hamônita; i Naharay, avy any Beerôta, mpitondra ny fiadian’i Jôaba zanakalahin’i Tseroià; Baiboly Katolika i Sekela Ammônita, i Naaraỳ avy any Berôta, mpitondra fiadian’i Jôaba zanak’i Sarvià; Baiboly Protestanta Malagasy sy Zaleka Amonita sy Naharay Berotita, mpitondra ny fiadian’i Joaba, zanak’i Zeroia, Malagasy Bible sy Zaleta Amonita sy Naharay Berotita, mpitondra ny fiadian'i Joaba, zanak'i Zeroia, La Bible en Malgache i Zeleka amonita, i Naharay berotita, mpitondra ny fiadian’i Joaba, zanak’i Zeroia; |
i Tselèka, ilay Hamônita; i Naharay avy any Beerôta; mpitondra ny fiadian’i Jôaba zanakalahin’i Tserôià;
Dia nantsoin’i Abimelèka faingana ilay tovolahy mpitondra ny fiadiany ary nodidiany hoe: –Raiso ny sabatrao ka vonoy aho, fandrao holazain’ny olona hoe vehivavy no nahafaty ahy. Dia notrobaran’ilay tovolahy tamin’ny sabatra i Abimelèka ka maty.