Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 11:35 - DIEM PROTESTANTA

i Ahiama, zanakalahin’i Sakara, avy any Harara; i Elifala, zanakalahin’i Ora;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

i Ahiama, zanak’i Sakara hararita; i Elifala, zanak’i Ora;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

i Ahiama, zanakalahin’i Sakara, avy any Harara; i Elifala, zanakalahin’i Ora;

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

i Elifala zanak’i Ora,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

sy Ahiama, zanak’i Sakara Hararita, sy Elifala, zanak’i Ora,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

sy Ahiama, zanak'i Sakara Hararita, sy Elifala, zanak'i Ora,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

i Ahiama, zanak’i Sakara hararita; i Elifala, zanak’i Ora;

Jereo ny toko



1Tantara 11:35
4 Rohy Ifampitohizana  

i Hasema, avy any Gizôna; i Jônatàna, zanakalahin’i Sagè, avy any Harara;


i Hefera, avy any Mekerà; i Ahià, avy any Palôna;


Ny an’i Hôbeda-Edôma dia nisy valo lahy ny zanany: i Semahià lahimatoa, i Jôzabada lahiaivo, i Jôà fahatelo, i Sakara fahefatra, i Natanaela fahadimy,