i Heleba zanakalahin’i Bahanà avy any Netôfà; i Itàhy zanakalahin’i Ribay avy any Gibehà-n’ireo Benjaminita;
1Tantara 11:31 - DIEM PROTESTANTA i Itahy, zanakalahin’i Ribay, avy any Gibehà-n’ireo taranak’i Benjamîna; i Benaià, avy any Pirehatôna; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Itahy, zanak’i Ribay avy any Gibean’ny taranak’i Benjamina; i Benaia piratonita, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Itahy, zanakalahin’i Ribay, avy any Gibehà-n’ireo taranak’i Benjamîna; i Benaià, avy any Pirehatôna; Baiboly Katolika i Etay, zanak’i Ribaì avy any Gabaàn’ny taranak’i Benjamina, i Banaia avy any Faratôna. Baiboly Protestanta Malagasy sy Itahy, zanak’i Ribay avy any Gibean’ny taranak’i Benjamina, sy Benaia Piratonita Malagasy Bible sy Itahy, zanak'i Ribay avy any Gibean'ny taranak'i Benjamina, sy Benaia Piratonita La Bible en Malgache Itahy, zanak’i Ribay avy any Gibean’ny taranak’i Benjamina; i Benaia piratonita, |
i Heleba zanakalahin’i Bahanà avy any Netôfà; i Itàhy zanakalahin’i Ribay avy any Gibehà-n’ireo Benjaminita;