1Tantara 11:30 - DIEM PROTESTANTA i Maheray, avy ao Netôfà; i Heleda, zanakalahin’i Bahanà, avy any Netôfà; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Maharay netofatita, i Heleda, zanak’i Bana netofatita; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Maheray, avy ao Netôfà; i Heleda, zanakalahin’i Bahanà, avy any Netôfà; Baiboly Katolika i Maharay avy any Netôfa, i Heleda zanak’i Baanà, ary i Netofà; Baiboly Protestanta Malagasy sy Maharay Netofatita sy Heleda, zanak’i Bana Netofatita, Malagasy Bible sy Maharay Netofatita sy Heleda, zanak'i Bana Netofatita, La Bible en Malgache i Maharay netofatita, i Heleda, zanak’i Bana netofatita; |
i Heleba zanakalahin’i Bahanà avy any Netôfà; i Itàhy zanakalahin’i Ribay avy any Gibehà-n’ireo Benjaminita;
i Itahy, zanakalahin’i Ribay, avy any Gibehà-n’ireo taranak’i Benjamîna; i Benaià, avy any Pirehatôna;
Taranak’i Salmà: ny mponina tao Betlehema, ny Netôfatita, ny mponina tao Hatarôta-Bety-Jôaba, ny antsasaky ny Manahetîta, ny Tsôrehita,