Rehefa izany dia mbola nisy ady indray tamin’ny Filistinina tao Gôba; tamin’izay i Sibekay avy any Hosà no namono ho faty an’i Safa isan’ny taranak’i Harafà.
1Tantara 11:29 - DIEM PROTESTANTA i Sibekay, avy any Hosà; i Hilay, avy any Ahôa; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Sibekay hosatita, i Ely ahohita, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Sibekay, avy any Hosà; i Hilay, avy any Ahôa; Baiboly Katolika i Sobokay Hosatita, i Ilaì Ahôlita, Baiboly Protestanta Malagasy sy Sibekay Hosatita sy Ely Ahohita Malagasy Bible sy Sibekay Hosatita sy Ely Ahohita La Bible en Malgache i Sibekay hosatita, i Ely ahohita, |
Rehefa izany dia mbola nisy ady indray tamin’ny Filistinina tao Gôba; tamin’izay i Sibekay avy any Hosà no namono ho faty an’i Safa isan’ny taranak’i Harafà.